Está en la página 1de 4

1définition banque

Orinasa misehatra eo amin’ny fikirakirana vola, mpanelanelana eo amin’ny olona manana


vola hapetraka ary etsy andaniny ireo olona mila famatsiam-bola. Misy karazan’ ny 2 ny
banky dia ny banky foibe sy ny banky

2 services misy ao aminy?


- Fanangonana tahiry (collecte épargne)
- Fandraisana petra-bola (dépôt)
- Fampindramam-bola (prêt)
- Fanakalozana (change)
- Fitantanana fitaovana fandoavam-bola toy ny karatra fisitonam-bola sy ny seky ary ny
virement izay mety de meme banque ou confrere na transfert international
- (moyens de paiement)
- Mobile banking (mampifandray ny kaonty ao amin’ny banky sy ny kaonty m-vola,
orange money na airtel money)
- Fiantohana (assurance)

3clients? olontsotra? mpandraharaha? orinasa?


- Olon-tsotra
- Mpiasa tena (profession libérale)
- Mandraraha madinika sy salasalany
- Orinasa lehibe

4 manina ny Malagasy malaina mametra-bola any?

- Maro no tsy mahalala ny antony tokony hametrahana vola eny amin’ireny toerana
ireny
- Lafo ny sarany
- Sarotra ny procedures (complexité des procedures)
- Tsy mahatoky ny banky
- Fatahorana miditra birao,
- Tsy fahaizana taratsy (mbola maro ny Malagasy tsy mahay manoratra sy mamaky
teny)

5 Inona ny tena olana amin'ny Banque


- Risque de credit: mety tsy hamerina ny vola nampindramina azy ny mpanjifa iray
- Risque de marché: générés par les activités de marché (taux, change, perte de valeur
d’instruments financiers) ;
- Risque opérationnel : risque de perte raha tsy nanaraka procédure tsara ohatra oe
virement lasa indroa satria nalefan’ny ilay client mail ilay ordre de virement dia avy
eo nateriny ny tena original dia very vola satria ny client tsy hanaiky oe débité indroa
ny compteny satria avy amin’ny banque ny erreur, ilay bénéficiaire koa mety tsy
hameina ilay vola, eo koa ny erreurs humaines ohatra oe erreur de caisse ra lasa
mihoatra ny vola lasan’ilay olona mety tsy hamerina intsony izy, mety zavatra avy any
ivelany koa ohatra oe braquage
- le risque de liquidité, si la banque ne peut faire face à ses échéances de trésorerie (cas an’i
BICM ilay fallite iny : misy montant de dépôt tokony ho hananan’y banky primaire isan’andro
any amin’ny banky foibe raha tsy mahatratra io montant io ilay banky dia manana risque de
fallite, afaka mifampindrana vola koa anefa ny banky primaire , tsy tadidiko ilay montant fa
anontanio i Rindra sao dia ainy)
6 IMPACTS ECOQ?
 Banque primaire
- Mamatsy vola ireo orinasa mba hampitomboana ny famokarana ataony, mba hamatsy
ireo tetik’asany
- Mamatsy ny ankohonana amin’ny alalan’ny fampindramambola mba ividianana fiara
na hanaovana trano izany oe mampatsara ny farim-piainana ny mpanjifa
 Banque centrale
- Financement de l’économie : création de monnaie, définition de la politique monétaire
(appréciation ou dévaluation de la monnaie ; définition du taux d’intérêt ; taux de
change), gestion de l’inflation, réglementation du système de paiement (ohatra oe
chèque misy lalana ny fampiasana chèque )

SY NY SISA

 établissements bancaires qui attirent le plus à Madagascar :

1. BOA : 26%
2. BFV-SG : 14%
3. BNI : 10%
4. Accès Banque : 9%
5. Microcred : 2%
6. MCB : 2%
7. BMOI : 1%
8. SIPEM : 0,65%

Source : Sondages & Statistiques Madagascar

 Taux de bancairisation à Madagascar

Seulement moins de 10% des Malgaches ont un compte de dépôt. Ce qui place le pays, parmi les
moins performants en Afrique subsaharienne. C’est ce qui ressort d’une étude récente la Banque
mondiale sur l’inclusion financière. Par rapport aux pays pairs d’Afrique, on estime qu’il n’y a que
97,3 comptes de dépôt pour 1 000 adultes, un niveau comparable à celui de pays tels que le Soudan
du Sud et le Tchad. Moins de 3 pour cent de la population ont accès au crédit bancaire ».

4% ny taux de bancarisation an’i MADAGASCAR (source BCM)

También podría gustarte