Está en la página 1de 2

Fihirana Fifohazana, 327 Fihirana Fifohazana, 327

1.Misy ondriko very ao an-efitra ao 1.Misy ondriko very ao an-efitra ao

Hoy Jeso ! hoy Jeso Hoy Jeso ! hoy Jeso

Iza re no mba mety ho irako izao Iza re no mba mety ho irako izao

Mba hitady azy ireo sy hiandry azy koa ? Mba hitady azy ireo sy hiandry azy koa ?

Fiveranana : Fiveranana :

Andraso ny ondriko, hoy Jeso Andraso ny ondriko, hoy Jeso

Fahano ny ondriko, hoy Jeso Fahano ny ondriko, hoy Jeso

Fa na hoatrinona no laninao Fa na hoatrinona no laninao

Dia honerako rehefa miverina aho. Dia honerako rehefa miverina aho.

2.Maro 'reo bibi-dia no manandratra 2.Maro 'reo bibi-dia no manandratra

Hoy Jeso !hoy Jeso Hoy Jeso !hoy Jeso

Iza re no hamonjy hitsabo azy ireo ? Iza re no hamonjy hitsabo azy ireo ?

Ka hamory azy ireo mba ho vala iray. Ka hamory azy ireo mba ho vala iray.

[FIV.] [FIV.]

3.Mandehana hianao ka vonjeo izy ireo 3.Mandehana hianao ka vonjeo izy ireo

Hoy Jeso !hoy Jeso Hoy Jeso !hoy Jeso

Lala-mafy sy efitra no izoranao Lala-mafy sy efitra no izoranao

Mba hitady azy ireo sy hamonjy azy koa. Mba hitady azy ireo sy hamonjy azy koa.

También podría gustarte