Está en la página 1de 1

REPOBLIKAN’ I MADAGASIKARA

Fitiavana –Tanindrazana - Fandrosoana

COMMUNE URBAINE D’ANTANANARIVO


*****
SECRETARIAT GENERAL
******
DIRECTION DES TRANSPORT ET DE MOBILITE URBAINE
N° /CUA/SG/DTMU/STC.17
********
SERVICE TRANSPORT ET CONTROLE
********
N° -CUA/M/SG/DTMU/STC.19

NAOTY

Ho fampiharana ny didim-pitondrana laharana N°025-CUA/CAB.19 tamin’ny 16 Janoary 2019, izay


mametra ny fivezivezen’ny fiara tsy an-kanavaka noho ny asa fanamboaran-dàlana izay atao eo Ambodifilao sy
Tsaralalana dia:

 Ny zotra 105, 110, 120, 125, 126, 127, 129, 135, 137, 141, 144, 150, 154, 157, 161, 164, 165, 183, 186,
190, 196, 199 dia mampiasa ny Avenue ANDRIANAMPOINIMERINA (devant CISCO) ary manao
fiatoana eo amin’ny Super Music Andohan’Analakely sy Sept Prix Meuble.
 Ny zotra 109, 115, 120, 137, 141, 142, 144, 150, 153, 154, 163, 183,186,199 mampiasa ny Làlana
RAINIBETSIMISARAKA (Petite Vitesse) dia mivily eo amin’ny Làlana MAHAFAKA (Shalimar), mandray
ny Làlana RADAMA I (UCODIS), Rue BENIFY ( Terminus 138), Làlana Mbizo (Hôpital des Enfants), Rue
RABEFIRAISANA (SICAM), Avenue 26 Juin (Glacier) ary manohy ny làlan-jotra mahazatra.
 Ny zotra, 113, 133 dia mandray ny Làlana RADAMA I (UCODIS), Rue BENIFY ( Terminus 138), Làlana
Mbizo (Hôpital des Enfants), Rue RABEFIRAISANA (SICAM) ary manohy ny làlan-jotra mahazatra.
 Ny zotra 115 avy any amin’ny Rue REALLON (Ambatomena), dia mandalo ny Rue Jean JAURES
(caserne pompier) , Làlana RADAMA I (UCODIS), Rue BENIFY ( Terminus 138), Làlana Mbizo (Hôpital
des Enfants), Rue RABEFIRAISANA (SICAM) ary manohy ny làlan-jotra mahazatra.

Ny fiatoana dia tsy maintsy arindra ho “arrêt minute” ary miverina mampiasa ny làlan-jotra araka izay voalazan’ny
fahazoan-dàlana hitrandraka ny kaoperativa tsirairay rehefa vita tanteraka ny asa fanamboarana.

Antananarivo, faha

Andefasana :
CUA/MAIRIE/CAB « Mba ho tatitra »
CUA/MAIRIE/SG « Mba ho tatitra »
PREFECTURE DE POLICE ANTANANARIVO RENIVOHITRA « Mba ho ara-dalàna »
CUA/MAIRIE/DELEGUE 1 e Analakely » «Mba ho fampahafantarana »
COMMISARIAT CENTRAL DE POLICE ANTANANARIVO RENIVOHITRA « Mba ho fampiharana »
COMMISARIAT DE SECURITE PUBLIQUE 1 ANTANANARIVO RENIVOHITRA « Mba ho fampiharana
CORPS DE LA POLICE MUNICIPALE « Mba ho fampiharana »
EASY PARK « Mba ho fampiharana »
UCTU « Mba ho fampahafantarana »
Archives

También podría gustarte